|
|
|
|

Teny iditra1  parasin' alika
Singan-teny  2 parasy, 3 alika
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 karazamparasy lehibe, fahita indrindra ao anaty volon' ny alika. [1.1]
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12